LASA NANDAO (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LASA NANDAO

TOA RAVA SAHADY ILAY FITIAVAKO
HAINGANA ANIE! HAINGANA ANIE!
LASA IANAO ;LASA NANDAO
MAMPALAHELOHELO IZY E !

LASA IANAO ;LASA NANDAO
DIA MANANTENA NY HAHAVITA IZAO DIA IZAO
LASA NANDEHA FA TSY VOAFEHY
DIA MANANTENA FIOVANA NGEZABE

MAHATSIARO ANAO AHO
MALAHELO ANAO
MAHATSIARO ANAO FOANA
TSY AHY HOE AHOANA
MAHATSIARO ANAO AHO REF
MALAHELO ANAO
MAHATSIARO ANAO FOANA
TSY AHY HOE AHOANA
LASA NANDAO


RAHA TOA MANDAHA KOSA NY FO
DIA ATAOKO AHOANA MOA
TSY MISY AZOKO ATAO
FA MIVAVAKA HO ANAO
MAHITA NY SOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bapasy
Vangy : 2593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NELLY
Daty : 22/06/2004 04:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.42