Hafatra (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teny iray tokana monja
Dia tsy voambarako aminao
Teny iray tena mafonja
Ho ahy sy ho anao
Tsy sahiko ny miteny
Ianao no mamiko gkcu indrindra
Tsy safidiko velively fa
Ny yjxmoicm am-poko tsy hay afindra
Vahotra ny lelako
Hilaza sy hanambara fa hoe:
Famerenana
Babonao, babonao ny ny foko manontolo
Matoa aho mitia
Resinao, resinao ny saiko sy ny fitiavako
Babonao sy resinao aho satria.....
Io ilay hafatra tononkira.serasera.org mazàna fiteny
Fandre ombieny ombieny
Hafatra mahatona saina
Mamelona aina
Poti-taratasy kely indrisy
Navelonao ho ahy
Poti-teny kely sy hevitra tsisy
Foinao ho ahy
Babonao ny foko tia
Indrisy fa tsy ho doria.
Famerenana
Babonao, babonao ny ny foko manontolo
Matoa aho mitia
olgz Resinao, resinao ny saiko sy ny fitiavako
Babonao sy resinao aho satria.....
Dia tsy voambarako aminao
Teny iray tena mafonja
Ho ahy sy ho anao
Tsy sahiko ny miteny
Ianao no mamiko gkcu indrindra
Tsy safidiko velively fa
Ny yjxmoicm am-poko tsy hay afindra
Vahotra ny lelako
Hilaza sy hanambara fa hoe:
Famerenana
Babonao, babonao ny ny foko manontolo
Matoa aho mitia
Resinao, resinao ny saiko sy ny fitiavako
Babonao sy resinao aho satria.....
Io ilay hafatra tononkira.serasera.org mazàna fiteny
Fandre ombieny ombieny
Hafatra mahatona saina
Mamelona aina
Poti-taratasy kely indrisy
Navelonao ho ahy
Poti-teny kely sy hevitra tsisy
Foinao ho ahy
Babonao ny foko tia
Indrisy fa tsy ho doria.
Famerenana
Babonao, babonao ny ny foko manontolo
Matoa aho mitia
olgz Resinao, resinao ny saiko sy ny fitiavako
Babonao sy resinao aho satria.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 15200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 10:11
