Soratr'ady (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dàla-nodiaviko
Tao ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary fodgzoo nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy lijxh hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny tweq finoako tsy tononkira.serasera.org hiraika
Ka ny herinao no heriko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 5472
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 20:06