Fara-fandihizana (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadiva ny hifarana yudki ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tsia
Mozika tononkira.serasera.org farany no injay nanakoako
Tamin’izay hatun indrindra ianao no nandalo
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika, izaho sy ianao
Izay feonkira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay
Nifankatia xaiswdzl hatrany isika hatrizay
Fahoriana, fifaliana, tena iray
Kanjo indray andro niova inao ry tiana
Sahinao ny niteny hoe: masina !
Cauda:
Ranomaso sisa
No indro mitanisa
Feonkira iray izay tavela
La, la, la, la, la, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la, la, la, la...
Nadikan’Ihagamainty na Rosman Randriamananjara tamin’ilay hira hoe: \" The last Waltz\"
Hirain’i Lalao Rabeson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 7533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 14:28