Fara-fandihizana (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadiva ny hifarana ny dia
Tsy fantatro aho na te-hijanona na tsia
Mozika farany no injay nanakoako
Tamin’izay ihagul indrindra ianao no nandalo
Izay no fara-mozika
Nandihizantsika, izaho sy ianao
Izay feonkira izay
Nodihizintsika teo mandrakizay
Nifankatia hatrany isika hatrizay
Fahoriana, tddk fifaliana, tena iray
Kanjo indray andro niova inao ry tiana
Sahinao tononkira.serasera.org ny niteny hoe: masina !
Cauda:
Ranomaso sisa
No zlnupigk indro mitanisa
Feonkira iray izay tavela
La, la, la, la, la, la, la, la, la, la, la
La, la, la, la, la, la, la, la, la, la...
Nadikan’Ihagamainty na Rosman Randriamananjara tamin’ilay hira hoe: \" The last Waltz\"
Hirain’i Lalao Rabeson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 7718
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 14:28