Tsy mitana izay tsy tamana (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mitana izay tsy ozts tamana
Tsy mitana izay tsy tafandry
Tsy miantso izay tsy tana
Lasa izay tsy mahandry
Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F"izao akory tsy iza
Ô ry neny an.. na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô
Angolainy aho, iangaliany aho
Zay teny mety handroboka
Angolainy aho, iangaliany aho
F"izaho tsy ho roboka
Fa voin-kazo tsy voankazo
Tsy malazo tsy mora azo
Tsy sakafo na hanim-pý
'Zay tsy tia dia tsy tononkira.serasera.org tia
Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F'izaho akory drwizfsd tsy iza
Ô ry neny na na na na
Toa mila vanina eyxmbt ny anao
Ô ô
Tsy mitana izay tsy tafandry
Tsy miantso izay tsy tana
Lasa izay tsy mahandry
Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F"izao akory tsy iza
Ô ry neny an.. na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô
Angolainy aho, iangaliany aho
Zay teny mety handroboka
Angolainy aho, iangaliany aho
F"izaho tsy ho roboka
Fa voin-kazo tsy voankazo
Tsy malazo tsy mora azo
Tsy sakafo na hanim-pý
'Zay tsy tia dia tsy tononkira.serasera.org tia
Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F'izaho akory drwizfsd tsy iza
Ô ry neny na na na na
Toa mila vanina eyxmbt ny anao
Ô ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DillieVangy : 2402
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/01/2021 20:57
