Miandry anao ny Tompo (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa mba fantatrao fa miandry anao ny Tomponao,
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy pqwclod mahafoy ny zanany.

Ianao tononkira.serasera.org mihevitra fa adinony : tsy adinony !
Ny qlwfcccx masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :

2) Hatrizay ka hatramin’izay fuagcdo
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.

Efa voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.

Willy Rakotoarisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)
Vangy : 1163
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MahefaCVSN
Daty : 13/02/2023 13:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104