Mandondona mora (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandondona mora ao am-ponao
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.
Izy tsy mitandro hasasarana.
Te hahita anao hiresaka Aminy.
Hampandova tononkira.serasera.org anao izay FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY
Ref :
Ny fonao ho henika hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana nangeja anao cscuhd hatrizay
AFAKA hiykt noho ilay FAHASOAVANY.
Rivo xtmoolk Raveloarijaona
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.
Izy tsy mitandro hasasarana.
Te hahita anao hiresaka Aminy.
Hampandova tononkira.serasera.org anao izay FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY
Ref :
Ny fonao ho henika hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana nangeja anao cscuhd hatrizay
AFAKA hiykt noho ilay FAHASOAVANY.
Rivo xtmoolk Raveloarijaona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)Visites : 883
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MahefaCVSN
Date : 14/02/2023 14:29
