Miandry anao ny Tompo (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa mba fantatrao iuronl fa miandry anao ny Tomponao,
andro rahvcg aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny zanany.
Ianao mihevitra tononkira.serasera.org fa adinony : tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso asbmc
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
andro rahvcg aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny zanany.
Ianao mihevitra tononkira.serasera.org fa adinony : tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso asbmc
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)Vangy : 1120
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MahefaCVSN
Daty : 13/02/2023 13:27
