Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry anao ny Tompo (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa uubwexhl mba fantatrao fa miandry anao ny Tomponao,
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny zanany.
Ianao tononkira.serasera.org mihevitra fa adinony : ouslun tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa utaesngd voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny zanany.
Ianao tononkira.serasera.org mihevitra fa adinony : ouslun tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa utaesngd voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)Visites : 1161
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : MahefaCVSN
Date : 13/02/2023 13:27
