Miandry anao ny Tompo (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa mba fantatrao fa miandry anao ny Tomponao,
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny zanany.

Ianao mihevitra fa adinony : tsy tononkira.serasera.org adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny urdqsq manafatra hoe :

2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao kefhmp ilay ora farany.

Efa oyvvtor voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.

Willy Rakotoarisoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)
Visites : 1078
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : MahefaCVSN
Date : 13/02/2023 13:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0216