Mandrakizay (Julien Rassmann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mety ho ahy, fa tsara fo fanahy
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto an-tany
Mbola hitohy sukqb hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any
Manam-petra mety ho lany
Raha atazu ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria tononkira.serasera.org ilay fitia
Tsy atakalo, tsy ho soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy yzkhkaq omeko teny iray
Tiako ianao e, mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Julien RassmannVangy : 773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/09/2024 11:00