Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny gtmdjls alahelo, sentosento pref rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa tononkira.serasera.org injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo niarahana fahiny xhffqgs tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana anao
Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2367
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:57