Misimisy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misimisy ny alahelo, rqoejn aogeo tononkira.serasera.org sentosento rehefa lavitra ka saraka anao
Dia lasa ho azy ny embonembona, hirahira rehefa injay fa manina anao
Tsaroana foana ireo niarahana fahiny tsy hadinoina tsy atakalo vaovao
Mamisavisa ny andro lasa dia mahatsiaro sambatsambatra fa manana jfdr anao
Te hanainga anefa tsy afaka mankany
Mbola ho avy ny fotoana hihaonantsika indray andro any
Andrasako ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2267
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:57