Tsy hira ny hira.
Ny hirako maraina (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirako maraina
Nanadinoako ny fanala
Nitsenako sbcgs tononkira.serasera.org ny masoandro
Nandroahako ny haizin’ny alina teo
Ny alina mitondra tahotra iny zwqq efa lasa lavitra
Lasana nandositra any izy iny fa efa natahotra
Ny hirako maraina
Izaho sy ireo voron-kely
Sy zico kintana alin-kisa
Nanambatra ny feo hanadino tebiteby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4739
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:37