Neny o (Henri Liban)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o, ianao no fahazavana
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako wytblvel ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao wjfaxw teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, jrgl ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao tononkira.serasera.org ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny aiko
Nanafosafo sy nihantana
Masoandro nahitako wytblvel ny tontolo
Nandrotsy nitaiza sy nikolo
Ianao ilay sandry nijoroako
Nandritra ny fotoam-pahazazako
Nibaby, nitrotro sy nanolotra
Ianao wjfaxw teny kely tsotra
Fisaorana ry neny
No atolotro anao
Isaorana ireny
Soa vitanao
Neny o, ny fiainako rehetra
Ho anao, jrgl ho anao tsy misy fetra
Atolotro anao tononkira.serasera.org ry nolalaiko
N’inon’inona, eny na ny aiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri LibanVangy : 2500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2019 23:53
