HAHERY VA RE ILAY ANKASO (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery va re ilay ankaso?
Ry fo mitaraina ô andraso!
Ny didin’ ilay fitsaràna,
Ny gugtbs herin’ ilay fitondrana!

Ry rariny ô! ampio
Fa farany ê! anio
Ka hatony tononkira.serasera.org izao
Fa miandrandra anao

Ny ranomasina manonja
Moa ve dia tsy hitony
Sao vetivety vgcpokoi monja
Dia tsy hitopa intsony
qumr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112