Ampio lasary (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio lasary kely aloha
Hanamboarana fo
Mila manadino an'iny aho
Fa aretin'andoha.
Ampio lasary kely mihitsy aloha 'ty
Fa sao manjary mandoa
F'efa tena saika very aho
Lay tia an'iny taloha
Sondriana tamin'iny aho
Saika tsy nety nifoha
Tena tary maivandoha aho
Voarebireby tokoa
Ampio lasary kely mihitsy aloha 'ty
Izay vao tohizako indray e
F'efa saika novadiako esnh iny
Vao nadaboko indray
Nefa anaty verako ato ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria rah ambola iny e
Ampio lasary indray aloha
Handaminana an'izany
Dia ampiana pakopako
Sy hena baolina iray
F'isika indray mahazaka jaly e
Na misy ady mahamay e
Fa aleo mihitsy hidaboka any iny e
Fa hitady hafa indray tononkira.serasera.org e
Nefa anaty verako ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mahamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria raha mbola iny e
Nefa anaty verako ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mahamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny kbfej fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria raha mbola iny e
Nefa anaty verako ato
Saingy indrisy tato ho ato
Nefa anaty verako ato
Saingy bnkoevha indrisy tato ho ato
Hanamboarana fo
Mila manadino an'iny aho
Fa aretin'andoha.
Ampio lasary kely mihitsy aloha 'ty
Fa sao manjary mandoa
F'efa tena saika very aho
Lay tia an'iny taloha
Sondriana tamin'iny aho
Saika tsy nety nifoha
Tena tary maivandoha aho
Voarebireby tokoa
Ampio lasary kely mihitsy aloha 'ty
Izay vao tohizako indray e
F'efa saika novadiako esnh iny
Vao nadaboko indray
Nefa anaty verako ato ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria rah ambola iny e
Ampio lasary indray aloha
Handaminana an'izany
Dia ampiana pakopako
Sy hena baolina iray
F'isika indray mahazaka jaly e
Na misy ady mahamay e
Fa aleo mihitsy hidaboka any iny e
Fa hitady hafa indray tononkira.serasera.org e
Nefa anaty verako ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mahamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria raha mbola iny e
Nefa anaty verako ato
Toa mbola hitako indray
Saingy indrisy tato ho ato
Ilay hangomana mahamay
Nefa tsy hiverina any intsony aho
Hohadinoiko ny kbfej fahiny
Na mahantra masikiny aho
Sanatria raha mbola iny e
Nefa anaty verako ato
Saingy indrisy tato ho ato
Nefa anaty verako ato
Saingy bnkoevha indrisy tato ho ato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 9539
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/11/2022 16:40
