FITIAVAN’I NENY (Mihanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                   Vao maraina dia ny tsikinao ry Neny 
      doqpwbz              No manaitra ahy
                   Miramirana avokoa,
                   izay rehetra jerenao

Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano, 
Misy anao, misy anao

   qyckht         piao           Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
                     Ny ohatranao dia tsy mba roa
                     Fa tokana fa tokana
                    tononkira.serasera.org  Ary soa ihany fa ianao no neniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mihanta
Vangy : 1242
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011