Miavonavona (Dama)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Miavonavona tokoa
izato ianao tswbu ramatoa
milanjalanja orona
ka mamono vorona
tsy hitako izay gdyjtbo atao
misafosafo loha aho
matahotry ny ho voarora
ka aleoko miàla moramora
FIV: tononkira.serasera.org (in -4)
Eny lavitra uloqxpw eny aho e
no mitazana anao e
variana dia variana
hanjakàn’ny fahoriana
-Miavonavona tokoa
izato ianao ramatoa
milanjalanja orona
ka mamono vorona......
izato ianao tswbu ramatoa
milanjalanja orona
ka mamono vorona
tsy hitako izay gdyjtbo atao
misafosafo loha aho
matahotry ny ho voarora
ka aleoko miàla moramora
FIV: tononkira.serasera.org (in -4)
Eny lavitra uloqxpw eny aho e
no mitazana anao e
variana dia variana
hanjakàn’ny fahoriana
-Miavonavona tokoa
izato ianao ramatoa
milanjalanja orona
ka mamono vorona......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DamaVangy : 6735
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 20/05/2006 22:59
