Hirahira sy mozika (Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka eifrrdg ny fifankatiavana

Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, tononkira.serasera.org dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, qmfdpmi ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana

Na malahelo, na koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)

HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / kfjt 2002 - Studio DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hery
Vangy : 1226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 09/12/2023 08:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115