Maro valala (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARO VALALA
Miangavy anao zanahare
Hitahy cfuwkqr anay tsy harare
Miangavy anao zay zanahare
Fa mafy ny mosary
Miamby anao zanahare
Hanafaka ny tononkira.serasera.org mijale
Miamby anao zanahare
Fa maro ny mosavy
Maro mare, maro mare
Maro valala manimba hare
Maro ny sampy miaro kere
Tsy leonay io toa wwgjn raha afo be
Aoum, aoum, wrjg aoum, aoum…. ( basse )
Antsa an’i Kristy
Miangavy anao zanahare
Hitahy cfuwkqr anay tsy harare
Miangavy anao zay zanahare
Fa mafy ny mosary
Miamby anao zanahare
Hanafaka ny tononkira.serasera.org mijale
Miamby anao zanahare
Fa maro ny mosavy
Maro mare, maro mare
Maro valala manimba hare
Maro ny sampy miaro kere
Tsy leonay io toa wwgjn raha afo be
Aoum, aoum, wrjg aoum, aoum…. ( basse )
Antsa an’i Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 4325
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 15:49
