Mivady ny fitia (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanjary adinao ny adim-pitarainako
Nanjary fiainanao ny fiainana iainako
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Rimbona awmysz ny tononkira.serasera.org aiko raha marary ianao
Ny masina aminao no lalaiko izao
Ny antony satria mivady vatuvhbj ny fitia
Satria mivady ny fitia
Mahatratra ahy izay mahazo anao
Tonga alokao ny ratram-poko ao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Niaraka na faly na ory isika roa
Izany ka fanahy nifankatia tokoa
Ny antony dmha satria mivady ny fitia o o
Satria mivady ny fitia
Tonony : Haingo Razafiarijaona
Feony : Bessa
Nanjary fiainanao ny fiainana iainako
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Rimbona awmysz ny tononkira.serasera.org aiko raha marary ianao
Ny masina aminao no lalaiko izao
Ny antony satria mivady vatuvhbj ny fitia
Satria mivady ny fitia
Mahatratra ahy izay mahazo anao
Tonga alokao ny ratram-poko ao
Ny antony satria mivady ny fitia
Satria mivady ny fitia
Niaraka na faly na ory isika roa
Izany ka fanahy nifankatia tokoa
Ny antony dmha satria mivady ny fitia o o
Satria mivady ny fitia
Tonony : Haingo Razafiarijaona
Feony : Bessa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 13860
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 21/11/2008 09:31
