Nofinofy tsindrindrina (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofinofy tsindrindrina
Kilalao fony ankizy
No nanjary tena izy
Fahizay nilalao
Tsindrindrina tononkira.serasera.org no natao
Toa izao hisy gxgqhz anao
Indro ankehitriny,
Tojo ilay faniriana
Lalao nanjary dina
Hotohizana indray
Ho mandrakizay caseudhk
Ny tsindrindrinanay
Hany sisa faniriana
Tsy ilaozam-pitsikiana
Ary koa firaisankina
Iray fo iray aina
Raha sendra fisentoana
Dia tsy mba kivy kilah foana
Fa tsaroana manoloana
Ilay nofy tsindrindrina
Kilalao fony ankizy
No nanjary tena izy
Fahizay nilalao
Tsindrindrina tononkira.serasera.org no natao
Toa izao hisy gxgqhz anao
Indro ankehitriny,
Tojo ilay faniriana
Lalao nanjary dina
Hotohizana indray
Ho mandrakizay caseudhk
Ny tsindrindrinanay
Hany sisa faniriana
Tsy ilaozam-pitsikiana
Ary koa firaisankina
Iray fo iray aina
Raha sendra fisentoana
Dia tsy mba kivy kilah foana
Fa tsaroana manoloana
Ilay nofy tsindrindrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 3580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/03/2015 21:55
