EFA ELA (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EFA ELA
Efa ela (3) no niantso anao Kristy
Efa ela (2) ekgtugdw fa ianao tononkira.serasera.org no niavona sy be siasia
Efa ela (3) no niandry anao Kristy
Efa ela hatry ny ela niandry anao
Miverena ry ondry nania
Ny masony ny fijeriny
Tsy miala isan’andro ao aminao
Ny sandriny sy ny tanany
Indro efa atsotrany entiny hanavotana anao
Ireo ditra izay vita
Mamelà ifonanay ry Ray
Tsy wpinkbqi hita isa isa-minitra
Raha any heloka vitanay hatrizay
Mitalaho izahay anio mBa fafao madio
Ity loton-janakao ity
Ity izahay tariho lalan-tsara fidio
Hanantonana indray ny lapan’ny Ray
Ny masony ny fijeriny
Tsy miala isan’andro ao aminao
Ny sandriny sy ny tanany
Indro efa atsotrany entiny hanavotana anao
Mpanota manontona
Dieny Mbola miantso anao ny zoxtephf Ray
Fa raha izy no manadino anao
Ho very ianao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VHFVangy : 14425
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 16/02/2007 07:13