Hifandao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao vhdjriwp izaho sy ianao
Sanatria tsy ho doria
Mandra-pihaona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola mhfr hihaona
Hifandao izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Mandra-pihaona
Hifandao, hifandao ary mety
Mbola jcizzv hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety
Hifandao ary mety mbola hihaona
Mandra-pihaona
Sanatria tsy ho doria
Mandra-pihaona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola mhfr hihaona
Hifandao izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Mandra-pihaona
Hifandao, hifandao ary mety
Mbola jcizzv hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety
Hifandao ary mety mbola hihaona
Mandra-pihaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 7463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:55
