Hifandao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao izaho sy ianao
Sanatria tsy ho doria
Mandra-pihaona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina akebz eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Hifandao izaho cpce sy tononkira.serasera.org ianao
Mandra-pihaona
Hifandao, hifandao ary mety
Mbola hkrhxh hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety
Hifandao ary mety mbola hihaona
Mandra-pihaona
Sanatria tsy ho doria
Mandra-pihaona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina akebz eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety, hifandao ary mety
Mbola hihaona
Hifandao izaho cpce sy tononkira.serasera.org ianao
Mandra-pihaona
Hifandao, hifandao ary mety
Mbola hkrhxh hihaona
Aza malahelohelo foana
Hiverina eto indray ny lohataona
Hifandao vetivety
Hifandao ary mety mbola hihaona
Mandra-pihaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 7659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:55
