Ambaravarana (Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambaravaran'ny fonao misy mpiandry iray mandona
Tsy matory tsy tafandry, te hamela ireo mifona
Teny feno famelana, teny feno fifaliana
No omen'i Jesô Tompo, kfhzop raiso re
F'izy maty ho anao, ho an'izao tontolo izao
Ampandehanana eny koa misy sandry iray mitsotra
Ny fitiavany rehetra tononkira.serasera.org izay tsy miala fa mitoetra
Ny fitiavany madio no natolony anao
Koa meteza re anio, raiso re!
F'izy maty ho anao, uxwu ho an'izao tontolo izao
Ireo namanao variana ety, ilazao mba hahalala
Famonjena tsy vidiana fa omena tsisy fetra
Mitsangana ankehitriny, ndeha torio izay fantatrao
Ilay anarana lalaina Jesô tia, f'izy maty ho anao
Ho an'izao tontolo izao
Ry mpanota, swosfx ho aiza mo ianao
Mb henoy re! Jesô miantso anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalaoVangy : 1826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Blaise Mickael
Daty : 01/08/2022 15:29