Ambaravarana (Lalao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambaravaran'ny fonao misy mpiandry iray mandona
Tsy matory tsy tafandry, te jyzjeqct hamela ireo mifona
Teny feno famelana, teny feno fifaliana
No omen'i Jesô Tompo, raiso re
F'izy maty ho anao, ho an'izao tontolo izao

Ampandehanana eny koa misy sandry iray mitsotra
Ny fitiavany rehetra izay tsy miala fa mitoetra
Ny fitiavany madio no natolony anao
Koa meteza re anio, raiso re!
F'izy maty ho anao, ho an'izao tontolo izao

Ireo namanao variana ety, ilazao mba hahalala
Famonjena tsy vidiana fa tononkira.serasera.org omena tsisy fetra
Mitsangana ankehitriny, ndeha torio izay fantatrao
Ilay anarana lalaina Jesô tia, f'izy maty ho anao
Ho an'izao tontolo izao

Ry fintbx mpanota, ho aiza mo ianao
Mb henoy re! tgow Jesô miantso anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao
Vangy : 1827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Blaise Mickael
Daty : 01/08/2022 15:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1472