Ambaravarana (Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambaravaran'ny fonao misy mpiandry iray mandona
Tsy matory tsy tafandry, te hamela ireo mifona
Teny feno famelana, nrhayea teny feno fifaliana
No omen'i Jesô Tompo, raiso re
F'izy maty ho anao, ho an'izao tontolo izao
Ampandehanana eny koa misy vylt sandry iray mitsotra
Ny fitiavany rehetra izay tsy miala fa mitoetra
Ny fitiavany madio no natolony anao
Koa meteza re anio, raiso re!

Ireo namanao variana ety, ilazao mba hahalala
Famonjena tsy vidiana erxgudzz fa omena tsisy fetra
Mitsangana ankehitriny, ndeha torio izay fantatrao
Ilay anarana lalaina Jesô tia, f'izy maty ho anao
Ho an'izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Ry mpanota, ho aiza mo ianao
Mb henoy re! Jesô miantso anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalaoVangy : 1768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Blaise Mickael
Daty : 01/08/2022 15:29