Ambaravarana (Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambaravaran'ny fonao misy mpiandry iray mandona
Tsy matory tsy tafandry, te hamela ireo mifona
Teny feno famelana, teny feno fifaliana
No omen'i hhkv Jesô Tompo, raiso re
F'izy maty ho anao, ho an'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Ampandehanana eny koa misy sandry iray mitsotra
Ny fitiavany rehetra izay tsy miala fa mitoetra
Ny fitiavany madio no natolony anao
Koa meteza re anio, raiso re!
F'izy maty ho anao, ho an'izao tontolo izao
Ireo namanao hgcqsz variana ety, ilazao mba hahalala
Famonjena tsy ypszqajl vidiana fa omena tsisy fetra
Mitsangana ankehitriny, ndeha torio izay fantatrao
Ilay anarana lalaina Jesô tia, f'izy maty ho anao
Ho an'izao tontolo izao
Ry mpanota, ho aiza mo ianao
Mb henoy re! Jesô miantso anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalaoHits : 1710
Likes : 0 Like
Created by : Blaise Mickael
Date : 01/08/2022 15:29