Ianao no heriko (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly aminao ny foko Andriamanitra ô
Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
ref
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô dwyew ianao lxfwv no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
ravo ny fanahy fa voatambitamy
ref:....
Ny androko omaly maratra raha atambatra
Toloranao fitia ka tony sady tononkira.serasera.org sambatra
(Hirain'ny RFF Amparibe) abhvshtv
Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
ref
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô dwyew ianao lxfwv no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
ravo ny fanahy fa voatambitamy
ref:....
Ny androko omaly maratra raha atambatra
Toloranao fitia ka tony sady tononkira.serasera.org sambatra
(Hirain'ny RFF Amparibe) abhvshtv
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 6340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 21/01/2023 10:57
