FITIAVAN’I NENY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina dia ny tsikinao ry Neny
No manaitra ahy
Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
Fa fitiavana hafa kely, tononkira.serasera.org ianao ry neny
Ny ohatranao dia tsy xasd mba roa
tsckij Fa tokana fa tokana
Ary soa ihany hlojzvqp fa ianao no neniko
No manaitra ahy
Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
Fa fitiavana hafa kely, tononkira.serasera.org ianao ry neny
Ny ohatranao dia tsy xasd mba roa
tsckij Fa tokana fa tokana
Ary soa ihany hlojzvqp fa ianao no neniko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MihantaVangy : 1311
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:11
