Izaho sy ianao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola hafa rehefa izaho sy ianao
No tafaradia
Fa tsy mba izaho sady tsy ianao
Fa isika roa
Izay rehetra rehetra natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tsy mba natao
Ny manodidina manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa cuwbtuk ny tsy misy
F’isika matanjaka
Fa tononkira.serasera.org kely hery icyxnndw aho rehefa lavitra anao
Tsy manan-katao aho
Very fanahy aho sy mivenjivenjy
Ka aza arianao
wthj
No tafaradia
Fa tsy mba izaho sady tsy ianao
Fa isika roa
Izay rehetra rehetra natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tsy mba natao
Ny manodidina manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa cuwbtuk ny tsy misy
F’isika matanjaka
Fa tononkira.serasera.org kely hery icyxnndw aho rehefa lavitra anao
Tsy manan-katao aho
Very fanahy aho sy mivenjivenjy
Ka aza arianao
wthj
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:10
