Izaho sy ianao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola hafa rcvhm rehefa izaho sy ianao
No tafaradia
Fa tsy mba izaho sady tsy ianao
Fa isika roa
Izay rehetra rehetra natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tsy mba xmvpt natao
Ny manodidina manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa tononkira.serasera.org ny tsy misy
F’isika matanjaka
Fa kely hery aho rehefa lavitra anao
Tsy manan-katao aho
Very ixpuc fanahy aho sy mivenjivenjy
Ka aza arianao
No tafaradia
Fa tsy mba izaho sady tsy ianao
Fa isika roa
Izay rehetra rehetra natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tsy mba xmvpt natao
Ny manodidina manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa tononkira.serasera.org ny tsy misy
F’isika matanjaka
Fa kely hery aho rehefa lavitra anao
Tsy manan-katao aho
Very ixpuc fanahy aho sy mivenjivenjy
Ka aza arianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 2381
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/08/2017 18:10
