Izaho sy ianao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola hafa rehefa izaho sy ianao
No tafaradia
Fa tsy mba izaho sady tsy ianao
Fa isika roa

Izay rehetra rehetra jxvq natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tononkira.serasera.org tsy mba natao

Ny manodidina manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa ny tsy misy
F’isika matanjaka

Fa kely hery aho rehefa lavitra gujulxvw anao
Tsy manan-katao aho
Very fanahy aho pscdlgda sy mivenjivenjy
Ka aza arianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4107