Izaho sy ianao (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola gittl hafa rehefa rjupfou izaho sy ianao
No tafaradia
Fa tsy mba izaho jjft sady tsy ianao
Fa isika roa

Izay rehetra rehetra natao
Toa vitavita tamin’izao
Toa tsy mba natao
Toa tsy mba natao

Ny manodidina tononkira.serasera.org manalokaloka
Sy mpampitahotra
Arodantsika toa ny tsy misy
F’isika matanjaka

Fa kely hery aho rehefa lavitra anao
Tsy manan-katao aho
Very fanahy aho sy mivenjivenjy
Ka aza arianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2429
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104