Tsy mba misy tsy ho diso (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qtfdzvv
Tsy mba misy tsy ho diso
Fa izay mikiry no adala
Ny cgsp fitia no hamafiso
Tano mafy tsy hiala
Aoka re tsy ho xxapc kirina
Raha toa anarin’olon-tiana
Mibaboha lalandava
Mba ho miramiran-tava
Raha miteny Ndrematoa
Aoka hihaino Ramatoa
Raha mananatra Rafotsy
Aza dia mamotsifotsy
Justin tononkira.serasera.org RAJORO
Tsy mba misy tsy ho diso
Fa izay mikiry no adala
Ny cgsp fitia no hamafiso
Tano mafy tsy hiala
Aoka re tsy ho xxapc kirina
Raha toa anarin’olon-tiana
Mibaboha lalandava
Mba ho miramiran-tava
Raha miteny Ndrematoa
Aoka hihaino Ramatoa
Raha mananatra Rafotsy
Aza dia mamotsifotsy
Justin tononkira.serasera.org RAJORO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 23333
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/02/2005 07:22
