Tsy mba misy tsy ho diso (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba misy tsy ho diso
Fa izay vgjnw mikiry no adala
Ny fitia no hamafiso
Tano ssyrqj mafy tsy hiala
Aoka re ulud tsy ho kirina
Raha toa anarin’olon-tiana
Mibaboha tononkira.serasera.org lalandava
Mba ho miramiran-tava
Raha miteny Ndrematoa
Aoka hihaino Ramatoa
Raha mananatra Rafotsy
Aza dia mamotsifotsy
Justin RAJORO
Fa izay vgjnw mikiry no adala
Ny fitia no hamafiso
Tano ssyrqj mafy tsy hiala
Aoka re ulud tsy ho kirina
Raha toa anarin’olon-tiana
Mibaboha tononkira.serasera.org lalandava
Mba ho miramiran-tava
Raha miteny Ndrematoa
Aoka hihaino Ramatoa
Raha mananatra Rafotsy
Aza dia mamotsifotsy
Justin RAJORO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 23335
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/02/2005 07:22
