Mandrosoa (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry Anao ny foko
Mangetaheta Anao
Fa mila Anao Jesoa ny fiainako
Midira, hamasino aho
Refrain : hgqrsj Voaiko ho Anao ny foko
Mandrosoa tononkira.serasera.org Jesosy ô!
Mangetaheta ny honenanao
Ato amiko aho
Fa mila Anao aho
Tia Anao aho Jesosy ô
Arotsay kvbl ny afon’ny Fanahy
Hameno ahy
Fa androany eoovm aho manokatra ny foko
Hidiranao Jesoa
Mangetaheta Anao
Fa mila Anao Jesoa ny fiainako
Midira, hamasino aho
Refrain : hgqrsj Voaiko ho Anao ny foko
Mandrosoa tononkira.serasera.org Jesosy ô!
Mangetaheta ny honenanao
Ato amiko aho
Fa mila Anao aho
Tia Anao aho Jesosy ô
Arotsay kvbl ny afon’ny Fanahy
Hameno ahy
Fa androany eoovm aho manokatra ny foko
Hidiranao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 1530
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jratefiarison
Daty : 25/11/2020 23:35
