Inay aho (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho vorona iray, rehefa te handeha mikopaka dia izay
Tsy tana aho, tsy misy hahafehy,
Eny ambony eny dia afa-mihomehy

Inay aho zavona maraina, rehefa icvwx mahamay
Ny masoandro mila handoro ny aina,
Tsy ho hita aho, tsy ho tazana aho, f’efa dify tononkira.serasera.org aho

Inay aho lyvkzms mba zazakely ihany, rehefa noana ireny aho
D' izay vao mitomany, dia zaza aho, tena mbola adala aho
Tsy mba nahita akory, satria tsy nahalala

Tsy gqrju izany aho fa olona miaina, miloloha lanitra
Raha ory aho mahay mitaraina
Rehefa faly aho mahay mihomehy dia mihira aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 10130
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : francia
Daty : 22/04/2006 13:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117