Repos kely (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REPOS KELY
Mba tsy ela fidona ny orana ety
Ny làlana anefa tsy mbola misasaka akory é
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Ref: Handeha ho any an-dafy hono
Lay sefo niasànay é
Zay nahazo repos kely é dia mba araraotina izany
glzqj Hananika havoana, hiampita kamory
vijol ’Lay vohitrareo ô, no tanànanay ( in-2)
Ny toera-nialàna tsy tàzana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby é
Manembona anao ô, ny fo tononkira.serasera.org sy ny saina
Nialoha tsihitahita psotgk é hitantana anao
Nialoha tsihitahita é hitantana anao
LEVELO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 18214
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2006 19:42