Repos kely (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REPOS KELY
Mba tsy ela fidona ny orana ety
Ny làlana anefa tsy mbola misasaka akory é
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Fitiavana anao no hamangivangiana
Ref: Handeha amqgew ho any an-dafy hono
Lay sefo niasànay é
Zay nahazo repos kely é dia mba araraotina izany
tononkira.serasera.org Hananika whzm havoana, hiampita kamory
’Lay vohitrareo ô, no tanànanay ( drzi in-2)
Ny toera-nialàna tsy tàzana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby é
Manembona anao ô, ny fo sy ny saina
Nialoha tsihitahita é hitantana anao
Nialoha tsihitahita é hitantana anao
LEVELO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 18523
Likes : 7 Like
Created by : admin
Date : 15/09/2006 19:42