SOMBITSOMBINY (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sombitsombiny ihany io raha tantarako
K'aza manantena giqdfu ho alavaina intsony
Ny andro lany nfgchzun omaly tsy ho resaka ny anio
Nofinofy izany ho ahy sy anao
Tsy...tsy... Tsy ho adala ianao
Ny fitiavantsika angano foana ihany
Rediredy tao aza asiana tomany
Tsy...
Tsy ho adala ianao
Ny fitiavantsika angano foana ihany
Rediredy tao aza asiana tomany.
Dia hiome...
Dia hiome..
Dia hiome...
Dia hiomehezantsika indray ireny.
Tany efa naleha raha ny any aminareo,
Zay tsy handry ny ampitso hodiana any aminao
Mamy angamba tononkira.serasera.org ny hirahirantsika teo
Ho averina ewkjq mangina ho arahin-gitara
Sa...
Sa...
Saingy tsy am-pony
Hirahira foana hirahira ihany
Tsy hitondra mankaiza f'hisy fihafarany
Sa...
Sa...
Saingy tsy am-pony
Hirahira foana hirahira ihany
Tsy hitondra mankaiza f'hisy fihafarany
Dia hiome...
Dia hiome...
Dia hiome...
Dia hiomehezantsika indray ireny.
Haja
K'aza manantena giqdfu ho alavaina intsony
Ny andro lany nfgchzun omaly tsy ho resaka ny anio
Nofinofy izany ho ahy sy anao
Tsy...tsy... Tsy ho adala ianao
Ny fitiavantsika angano foana ihany
Rediredy tao aza asiana tomany
Tsy...
Tsy ho adala ianao
Ny fitiavantsika angano foana ihany
Rediredy tao aza asiana tomany.
Dia hiome...
Dia hiome..
Dia hiome...
Dia hiomehezantsika indray ireny.
Tany efa naleha raha ny any aminareo,
Zay tsy handry ny ampitso hodiana any aminao
Mamy angamba tononkira.serasera.org ny hirahirantsika teo
Ho averina ewkjq mangina ho arahin-gitara
Sa...
Sa...
Saingy tsy am-pony
Hirahira foana hirahira ihany
Tsy hitondra mankaiza f'hisy fihafarany
Sa...
Sa...
Saingy tsy am-pony
Hirahira foana hirahira ihany
Tsy hitondra mankaiza f'hisy fihafarany
Dia hiome...
Dia hiome...
Dia hiome...
Dia hiomehezantsika indray ireny.
Haja
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 6650
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rajy
Daty : 01/10/2009 13:22
