e diavolana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dramiaramila eboeyr arahim-basy lava o!
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!
e diavolana re ny andro, e diavolana ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, mifehy vatsy lava!
asampino tsy miandry baiko, ny havanana mba ahitsio,
ambony, vtxsu ambany, havia, havanana!
makotrena, ahitsano zareo,
farano amin’ teflnoqt tononkira.serasera.org ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, zôvy!
zôvy rahavana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4771
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:27