e diavolana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dramiaramila arahim-basy lava o!
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!
e diavolana re ny andro, e diavolana ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, tononkira.serasera.org mifehy vatsy lava!
asampino pigywgnr tsy miandry baiko, ny havanana mba ahitsio,
ambony, ambany, havia, havanana!
makotrena, jsvhlnl ahitsano zareo,
farano amin’ ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, zôvy!
zôvy eworv rahavana!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 4881
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 29/05/2007 11:27