e diavolana (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dramiaramila arahim-basy lava o!

e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!

e diavolana re tononkira.serasera.org ny andro, e diavolana okisanq ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, mifehy vatsy lava!

asampino tsy miandry baiko, iosfulrw ny havanana mba ahitsio,
ambony, ambany, havia, havanana!

makotrena, ahitsano ywrzcj zareo,
farano amin’ ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, zôvy!
zôvy rahavana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009