e diavolana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dramiaramila arahim-basy lava o!
e diavolana, diavolana re ny andro,
fa ny vadin-dRasôrodany, miloloha varilava o!
e diavolana re ny andro, e diavolana ny andro,
ny vadin-dRakapiteny, mifehy vatsy lava!
asampino tsy miandry tononkira.serasera.org baiko, ny havanana mba wztuqqy ahitsio,
ambony, grjbls ambany, havia, havanana!
makotrena, ahitsano zareo,
farano amin’ ny zôvy rahavana,
zôvy, zôvy! zôvy, doolwlux zôvy!
zôvy rahavana!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4880
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:27