Ritsoky ny lasa (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ho fahatsiarovana ireo zoky, zandry, ray aman-dreny orhtlglu mpanakanto nialoha
lalana)
Taona maro no efa lasana
any ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira sy mozika,
Efa matroka ny anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika subd ny fony
ka indro tononkira.serasera.org fa vetsoiny.
Tsy mba fantany akory
f’ilay gdetlc namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
lalana)
Taona maro no efa lasana
any ambadiky ny fasana
ilay mpandrotsirotsy antsika
tamin-kira sy mozika,
Efa matroka ny anarany,
efa adino ny tantarany,
tsy dia re mazana intsony
irony hira nokaloiny.
Injany feon-kalo
siahin’ny mpandalo,
manetsika subd ny fony
ka indro tononkira.serasera.org fa vetsoiny.
Tsy mba fantany akory
f’ilay gdetlc namorona izany
efa renoky ny tory
lasa vovoka aman-tany,
kanefa izao ny asany
mitoetra fa tsy lasany
miraki-pahatsiarovana
tsy laitram-pahalovana,
Henri RATSIMBAZAFY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 3320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/10/2002 21:39
