Matro be (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adalan’ny tononkira.serasera.org tena ianao Ramatro ka tafian-damba
Ary cqmtbn ny basy atifi-kavana no arangaranga
Fa efa dila ssip sy efa tsy any intsony ianao
Ka ny toaka sy rongony re mba hajanony
Aleo hilamina amin’izay Ramatro, sao hanenina
Fa ny vavan’ny vahoaka anie ka tsy azo afenina
Aiza ka isan’andro izao ianao no mitolona
Efa leo anao enie ny fokonolona
Ny bikanao anie Ramatro
Raha misy bmjelrb kely tena fako
Ny vatana manifinify
Ny hoditra dia mena fify
Efa feno loadoaka
Efa tsy hita intsony ny trôtrôka
Raha izao no mitohy, dia ho avy izahay ihirahira hoe :
ôh! Mandrosoa ry mpanaraton’i Jesoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 5772
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/11/2001 23:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148